An'i Kristy Radio

107.6 FM

Mihainoa ny onjam-peo, safidio ireo gara tianao dia tadiavo eto. Manomboha eo amin'ny pejy fandraisana!

Grey Simple Daily Motivation Instagram PostMivantana
  • Raiso ho Anao
  • HARILANTO - TSY VOATERY
  • PASTEUR MIHAMINA 30 sept 2026
  • Resy lahatra - STK Ambodiady
  • Tompo malala o - Fihirana Fanampiny 34
  • Antsa an'i Kristy - Misaotra anao
  • Do Rajohnson - 04___RY_AVO_INDRINDRA
  • HARILANTO - NY FOKO
  • 05 FAHAGAGANANA ISAN'ANDRO

Ny momba ahy

Ny An'i Kristy radio dia onjam-peo ara-pilazantsara mikendry ny hanatratra ny kristianina rehetra, manampy betsaka amin'ny fampiroboroboana ny fiangonana ny onjam-peo amin'ny alalan'ireo fandaharana maro ho an'ny ankizy sy ny olom-pirenena tsirairay

Teny faneva

Malagasy mandova lanitra

Ireo fandaharana

  • Maraim-baovao
  • Toriteny
  • Vérités et actions
  • Vakiteny baiboly
  • Teny manafaka
  • Iray minitra
  • Bonjour chez vous
  • Tantara mitohy
  • Ilay voa tsara nafafy
  • Ankizy an'i Kristy
  • Fiderana

Fifandraisana

Lot MF 254 V Mahitsy Firaisana Ambohitrimanjaka , Antananarivo , Madagasikara