
An'i Kristy Radio
107.6 FM
Ny momba ahy
Ny An'i Kristy radio dia onjam-peo ara-pilazantsara mikendry ny hanatratra ny kristianina rehetra, manampy betsaka amin'ny fampiroboroboana ny fiangonana ny onjam-peo amin'ny alalan'ireo fandaharana maro ho an'ny ankizy sy ny olom-pirenena tsirairay
Teny faneva
Malagasy mandova lanitra
Ireo fandaharana
- Maraim-baovao
- Toriteny
- Vérités et actions
- Vakiteny baiboly
- Teny manafaka
- Iray minitra
- Bonjour chez vous
- Tantara mitohy
- Ilay voa tsara nafafy
- Ankizy an'i Kristy
- Fiderana
Fifandraisana
Lot MF 254 V Mahitsy Firaisana Ambohitrimanjaka , Antananarivo , Madagasikara- Laharan-taroby: +261 34 02 216 00
- Tranonkala: anikristyradio.com
- Mailaka: anikristy2016@gmail.com