Ny momba ahy
Ny Radio Vazo Gasy dia onjam-peo miompana amin'ny fampahafantarana ny zava-kanto malagasy sy ny kolontsaina malagasy sy ny tanora malagasy, mba hivelatra ara-piaraha-monina ary koa eo amin'ny lafiny fizahan-tany. Ny onjam-peo dia mandefa ireo hira malagasy rehetra araky ny fangatahan'ny mpihaino ary mandefa dokam-barotra maro ihany koa.
Teny faneva
Tsiky Dia Ampy
Playlist
- D-Lain - Ato am-ponay foana
- Lion Hill - Efa love
- Lion Hill - Lamban'akoho
- Jao - Vady
- Faniry R - Lasanao
- Spydee - Fehezam-boninkazo farany
- Tovo J'Hay - Toa azy
Fifandraisana
Tamatave, Madagasikara- Tranonkala: radiovazogasy.com
- Facebook: www.facebook.com/radiovazogasy/
- X: @rvg
