
RNA Sava102 FM
102.0 FM
Ny momba ahy
Ny radio RNA (Radio Ny Antsika) dia hita ao amin'ny mari-drefy 95.2 mhz eto Antananarivo madagasikara, ary any amin'ny faritra Antalaha sy Sava (102 Mhz). Onjam-peo afaka henoina mivantana maimaim-poana ao anaty tranonkala ny "OnlineRadioBox.com" . Radio izay mampifandray ny besinimaro ary miompana betsaka amin'ny dokambarotra maro samihafa sy ny vaovaom-paritra, ny vaovao maneran-tany ary ireo mozika maro sy gadona isan-karazany twitter: https://liveonlineradio.net/radio-rna
Teny faneva
Radio Ny Antsika ilay miaraka aminao lalandava
Ireo fandaharana
- Animation libre
- Annonces & Pubs
- Coup de coeur
- Dédicace téléphonique
- Hip Hop évolution
- Les infos
- Musique divers
- Musique évangelique
- Publi-reportage
- Reggae vibration
- Reveil matinal
- RNA hit max
- RNA parade
- Salegy rotsaka
- Séquence tendresse
- Spot publicitaire
- Tsara ho fantatra
- Velona Jesosy
- Zouk party
Ireo DJ
- Fanja Roger ARINJAKA
Fifandraisana
Madagasikara- Laharan-taroby: afr@rna-madagascar.com/ +261 32 07 160 88
- Tranonkala: www.rna-madagascar.com
- Mailaka: contact@ma-madagascar.com