
Radio RMK
102.4 FM
Ny momba ahy
Ny RMK (Radio Madagasikara ho an'I Kristy FM102.4) dia onjam-peo ara-pilazantsara mikendry ny hanatratra ny kristianina rehetra. Manampy betsaka amin'ny fampiroboroboana ny fiangonana sy ny vehivavy ny onjam-peo amin'ny alalan'ireo fandaharana fanabeazana maro na hoan'ny ankizy na hoan'ny olom-pirenena tsirairay ihany koa.
Ireo fandaharana
- loharanom-panafahana
- ICC Impact Centre Chrétien
- Ataovy mpianatro
- Fitsaharana
- Deeper Life
- Taratry Jerosalema vaovao ve madagasikara
- Antso sy Filazana ary Spot
- CPV Baiboly teny velona
- CPV Mahasoa sy Mahatsara
- Chaîne d'honnêteté
- Finoana sy Fahalalana
- Fifohazam-panahy
- mana isan'andro
- Fanahin'ny voninahitra
- Vatsim-panahy
- Hain’Andriamanitra
- Antso ho an'ny fahamasinana
- Teny fiainana
- Fanalahidin'ny famonjena
- Fiara-mivavaka
- Afon'ny Fanahy
- baiboly aina
- Kristianina mifanabe
- Lay Talentako
- finoana sy fahalalana
- fanalahidin'ny famonjena
- maraim-baovao
- Christ Embassy
- renim-pianakaviana sambatra
- Miara misandratra
- Agape voice
- Izany ka lehilahy
Fifandraisana
Lot VK 21 Ambatovinaky, Andohalo , Antananarivo , Madagasikara- Laharan-taroby: 020 24 654 18
- Tranonkala: rmk.mg
- Mailaka: contact@radiormk.com