
Olivasoa Radio
91.0 FM
Ny momba ahy
Ny olivasoa radio dia onjam-peo mahafinaritra ary miavaka tokoa izay manana karazam-pandaharana maro tokoa izay mameno ny banga amin'ny fiainanao (toriteny sy fiderana ary fampianarana maro samihafa hampahery anao)
Teny faneva
Olivasoa radio, ilay radio maminao
Ireo fandaharana
- Ambarao aminy fa tia azy aho
- Delivrance sur antenne Fiainam-pinoana
- Ho aiza ianao rahalahy
- Source de vie
- Tano mafy
- Tanora sy ny fitiavana
- Teny fiainana
- Tokantrano feno fiadanana
Fifandraisana
Lot VT9 Ankaditapaka HV, Madagasikara- Laharan-taroby: +261 34 20 154 74
- Tranonkala: www.olivasoa-radio.net
- Mailaka: olivasoafm@gmail.com