Profil

Ny Radio Bitsika dia onjam-peo malagasy izay ahenoina ireo karazan-kira rehetra, na Malagasy izany na ireo hira manerana izao tontolo izao ihany koa. Manome sehatra ho an'ireo talenta vao misondrotra ihany koa ity onjam-peo ity ary mandray antanan-droa ireo mpanakanto mivohy ny gadona samy hafa.

Slogan

Écouter Radio Bitsika, c'est découvrir la diversité artistique !

Programmes Principaux
  • Lazalazao
  • Kolontsaina
  • Bitsiky ny Ankizy
  • Mpanakanto
  • Antsam-Piderana
  • Croix Bleue Malagasy
  • Tsiahy
  • Sakafom-Panahy
  • Bitsika Maraina
DJs Principaux
  • Parany
Playlist
  • Lamako - Lafatra
  • Ejema - Djarina banou
  • Papouf Bolo - Papango
  • Mima - Sava Lala
  • Niry Rajaofaly - Onero
  • Lil C Ft Sweet - Ilay Teny
  • Andj - Liberty
Contact
Antaninandro, Tana 101, Madagascar
Montrer plus Montrer moins

Tous les commentaires