Mihainoa ny onjam-peo, safidio ireo gara tianao dia tadiavo eto. Manomboha eo amin'ny pejy fandraisana!

Qlippoth - HouseyMivantana
  • Ceasar - Miavaky
  • Teddy Swims - Mr. Know It All
  • Bodo - Fenonao
  • ZAYN - Die For Me
  • Sound Of Legend - San Francisco
  • DJ Antoine - Sarà perché ti amo
  • Zaho - Comme Caroline (feat. MC Solaar)
  • Bellini - Samba De Janeiro - Radio Edit
  • Félix Radu - On m'avait dit

Ny momba ahy

Onjam-peo izay natsangan'i Tahiana Rasolojaona tamin'ny taona 2003 ny RDJ. Onjam-peo izay manasongadina ny tanora sy ny tontolony ny RDJ ary hita taratra izany amin'ny alalan'ireo mpanolotra fandaharana sy ireo fandaharana mandeha ao. Na dia hoe ho an'ny tanora aza anefa dia tsy latsa-danja ao ihany koa ireo vaovao, sy ireo fandaharana manabe maro.

Teny faneva

La Radio Des Jeunes. Madagascar en direct.

Ireo fandaharana

  • I feel good
  • Rivotra
  • Dago chart
  • Bomb Rush
  • Breaking morning vacances
  • Lazao izay tianao ho lazaina
  • Ala Makafoka

Ireo DJ

  • Tan
  • Lebera
  • Claudine
  • Gothliebb
  • Tehani
  • Oliva
  • Miora

Fifandraisana

6 rue indira Gandhi Analakely, 101 Antananarivo, Madagasikara