Fanampiana

Ialana tsiny noho ny tsy fisian’ity radio ity feo eo amin’ny fitaovana ampiasainao. Azafady, andramo ireo safidy ahafantarana raha olana ara-tekinika no miseho. Raha tsy manampy anao izany dia mandefasa mailaka amin’ity adiresy mailaka ity noaudio@radio.mg ary omeo ny anaran’ny radio sy ny firenena misy azy. Hovahanay farany izay haingana ny olana!

Windows

Mba ahafahanao mampiasa ity dia ilainao ny manana ny Windows Media Player nivoaka farany ao amin’ny solosaina ampiasainao. Azonao atao ny maka izany eto.

Tsy misy ny Firefox Plugin

Raha misy ny fanairana momba ny tsy fisian’ny Plugins dia mila maka WMP Firefox plugin. ary manampy izany ianao. Azonao atao ny maka izany eto.
Raha tsy mandeha ny WMP Firefox plugin dia azonao atao ny mijery vahaolana eto.

Linux

Azonao atao ihany koa ny mifaly aminay amin’ny Linux raha mampiasa Ubuntu, ireto àry ireo dingana arahina:

  1. Voalohany, sokafy ny Package Manager.
  2. Rehefa izay safidio ireto manaraka ireto: gstreamer0.10-plugins-bad, gstreamer0.10-plugins-ugly, gstreamer0.10-plugins-ugly-multiverse, mplayer et gecko-mediaplayer.

Real Player

Mety ho ilainao ihany ny “Real Player”:“http://www.real.com/realplayer/player-plus ho an’ny onjam-peo sasantsasany izay tsy mandeha raha tsy amin’ny Real Audio. Azonao atao ny maka izany “ eto”:http://www.real.com/realplayer/player-plus.