Soa i Madagasikara

Stream

Mihainoa ny onjam-peo, safidio ireo gara tianao dia tadiavo eto. Manomboha eo amin'ny pejy fandraisana!

David Lindley - LalatianaMivantana
  • Albert Vila - Northern Flower
  • Shnarph - Er
  • Andress - Somany Zany
  • Rossy - Mbola Tsara
  • BuzzValse - Loser
  • Mbolatiana - Mandihiza rahitsikitsika (Danse, crécerelle)
  • Rossy - Mbola Tsara
  • Arison Vonjy - Fehezan-javakanto
  • Tence Mena - Nafaka Lagigny

Ny momba ahy

Ny onjam-peo Soa i Madagasikara dia onjam-peo azonao nozohina nanomboka tamin'ny volana Septambra 2017. Soa i Madagasikara dia miompana amin'ny fampahafantarana ny momba ny mozika, ny kolontsaina ary ny fiaimpiainana malagasy amin'ny ankapobeny. Azonao hiainoana ireo fandaharana maro sy mozika tsy tapaka ihany koa ny onjam-peo