
Kidona Radio
92.0 FM
Ny momba ahy
Ny Kidona Radio FM 92.0 dia onjam-peo manana ny foibeny any Nosy Be Madagasikara. Onjam-peo miompana kokoa @fandefa hira isan-karazany miainga avy any Madagasikara ny Kidona Radio 92.0. Ahenoana gadon-kira isan-karazany mba hahafahan'izao tontolo izao mankafy ireo hira Malagasy tsy lany laniana, na ireo efa talohaloha, na ireo hira @izao fotoana. Ahafahana mahalala ireo vaovao momba ny mpanakanto Malagasy ihany koa ny fihainoana ny Kidona Radio.
Teny faneva
Miaraka @ Kidona Tsy Dobo ! Radio Ny Tsika Jiaby Izy 'Ty !!!
Ireo fandaharana
- Meteo
- Dedicace
Ireo DJ
- Eudino
- Christian
- Djane Rebel
- Jovencia
- Christella
- Dj Zkada
Fifandraisana
Madagasikara- Laharan-taroby: +261 32 02 407 16