
Antsëvasera Radio
Stream
Ny momba ahy
Ny onjam-peo Antsëvasera dia onjam-peo amin'ny fiteny malagasy, indrindra fa ny fitenim-paritra rehetra any Madagasikara. Ny onjam-peo dia mandefa ireo gadon-kira malagasy maro ary mivohy ny kolontsaina malagasy fony fahagola.
Teny faneva
"Kolontsaiñy voakobaby, fahaleovanteña voaaro"
Playlist
- Yv'aim - Maman
- Dadi Love - Tso drano
- Dadi Love - Anao tsara
- Ninie Doniah - Sarotro Manambady Vola
- Thierry libertos - Naty an-karokany
Fifandraisana
Madagasikara- Mailaka: fifandraisana@antsevasera.com