
Radio Antsiva
97.6 FM
Ny momba ahy
Ny Radio Antsiva izay azonao henoina ao amin'ny maridrefy 97.6 FM dia onjam-peo ahitanao karazam-pandaharana maro, ary hahenoinao ireo gadon-kira isan-karazany. Eo ihany koa ny fampahalalam-baovao, ireo ady hevitra momba ny resaka maro ary ny fanadihadiana samihafa.
Teny faneva
La Radio Évènement
Ireo fandaharana
- L'intégral ou Ranoray
- Andriambavilanitra
- Torohevitra Manasoa Anao Ity
- Tia Manhandro
- Rotsirotsin'ny Antsiva
Ireo DJ
- Michel Ralibera
- Hoby N. Barijaona
Fifandraisana
enceinte SITRAM Ankorondrano , 101 Antananarivo, Madagasikara- Laharan-taroby: 020 22 548 49
- Mailaka: radioantsiva@gmail.com
- Facebook: www.facebook.com/RadioAntsiva/