Radio Don Bosco

93.4 FM

Mihainoa ny onjam-peo, safidio ireo gara tianao dia tadiavo eto. Manomboha eo amin'ny pejy fandraisana!

Harrysun Maher - Laisse pas moin làMivantana
  • Bodo - Tsodrano
  • MIKEA - MAMARAHY
  • Bilo - Vola
  • Rajery - Andeha Hifamela
  • Skaiz - Ngoma Anao
  • Arnaah - Fa Tara
  • Done - Hilalao
  • Marion - Rehefa Love
  • G4Tro - Ankilanao

Ny momba ahy

Ny Radio Don Bosco dia onjam-peo Katolika miompana kokoa amin'ny fanabeazana araky ny finoana Katolika. Misy maro anefa ireo fandaharana azonao henoina ao na resaka kolotsaina, mozika, tantara sy ireo vaovao isan-karazany.

Teny faneva

Plus Je l'écoute et Plus Je l'aime

Ireo fandaharana

  • Journal
  • Tombana
  • Eva
  • Feon'ny Lakroa
  • Finoao Aina
  • Tantara Alahady
  • Tafasiry

Fifandraisana

Radio Don Bosco, Maison Don Bosco, BP 60, 105 Ivato-Aéroport, Madagasikara