ESDES Radio

Stream

Mihainoa ny onjam-peo, safidio ireo gara tianao dia tadiavo eto. Manomboha eo amin'ny pejy fandraisana!

Ny momba ahy

ES.DES dia fianarana manampy anao ny amin'ireo fikasanao, diploma manaraka ny systeme LMD + Certificat International. Ny onjam-peo ES.DES kosa dia onjam-peo entin'ny mpianatra sy ny sekoly ifaneraserana sy ifampitana vaovao momba ny sekoly. Misy ihany koa anefa ny fandaharana hafa toy tantara, ny vaovao isan-karazany ary ireo hira mandeha ao @onjam-peo.

Fifandraisana

Rue Pasteur Rabary Ankadivato, Antananarivo, Madagasikara
Hijery ny tohiny Ahena ny fisehony

Ireo fanamarihanao