
Radio Fanantenana
Stream
Ny momba ahy
Ny Radio Fanantenana Ambohipo dia onja-peon'ny Fiangonana Zoara Fanatenana FJKM Ambohipo. Ny tanjona lehiben'y onjam-peo dia ny fitoriana ny Filazantsara amin'ny alalan'ireo karazam-pandaharana toy ny hira, ny tantara an-dapihazo sy ny maro hafa ihany koa.
Teny faneva
Zoara Fanatenana FJKM Ambohipo
Fifandraisana
Ambohipo , Madagasikara- Laharan-taroby: +261 20 22 625 89
- Facebook: www.facebook.com/FjkmZoaraFanantenanaAmbohipo/