
Radio Fivoarana
88.2 FM
Ny momba ahy
Ny Radio Fivoarana dia misehatra manokana amin’ny fampivoarana ny tantsaha, ny tontolo ambanivohitra, ary indrindra ny fampandrosoana an’i Madagasikara amin’ny lafiny sosialy, miainga avy amin’ireo akora fototra ao aminy.
Teny faneva
Ho fampivoarana ny tantsaha, sy ny tontolo ambanivohitra, ho fampivoarana sy fampandrosoana an’i Madagasikara.
Ireo fandaharana
- Takariva amorom-patana o!
- Vaky Masoandro
- Vaovao samy hafa
Fifandraisana
RN1, Imerintsiatosika, Madagasikara- Laharan-taroby: +261 34 57 848 44
- Mailaka: radiofivoaranatantsaha@gmail.com
- Facebook: www.facebook.com/people/Radio-Fivoarana-882/100065455571462/