Free FM 104.2

104.2 FM

Mihainoa ny onjam-peo, safidio ireo gara tianao dia tadiavo eto. Manomboha eo amin'ny pejy fandraisana!

Ny momba ahy

Ny onjam‑peo  Free FM 104.2 na “La radio culturelle” araky ny efa hitantsika dia afaka henoina ao amin'ny mari-drefy 104.2 MHz FM ao Antananarivo. Ny 13 Mey 2011 no nanomboka nandeha voalohany ny onjam-peo ary maro karazana ny fandaharana hita ao toy ny fampahalalana sy kolontsaina (zavakanto, literatiora, lova ara‑kanto, mozika solontena). Maro ireo fandaharana azo arahina ao amin'ny onjam-peo ary misy ihany koa ny tranonkafa dia ny freenews.mg/free-fm-104-2 Ny tompon’andraikitry ny onjam-peo dia i Lalatiana Rakotondrazafy (Directrice Générale)

Ireo fandaharana

  • Voyage culturel,
  • Fomba sy fady,
  • Asian Time,
  • Hamaky boky aho,
  • Harena ny vakoka,
  • Antson’ny poeta,
  • Zoma mix

Fifandraisana

Pradon Trade Center, Antanimena, Madagaskar, 101
Hijery ny tohiny Ahena ny fisehony

Ireo fanamarihanao