
Radio Fréquence Plus
92.8 FM
Ny momba ahy
Ny onjam-peo Fréquence Plus Madagascar izay azonao henoina amin'ny maridrefy 92.8 FM dia ahenoinao hira malagasy isan-karazany manerana ny nosy, fa indrindra ireo hira mafana toy ny gadona Salegy, Tsapiky, sy ny sisa.
Teny faneva
Tandrignesa boka
Ireo fandaharana
- Kalaza
Fifandraisana
Ivandry Business Center, 6ème Etages Aile Gauche 101, Antananarivo, Madagasikara- Laharan-taroby: +261335073563
- Mailaka: contact@frequenceplus.mg
- Facebook: www.facebook.com/radiotropicale/