
Gasy Station
Stream
Ny momba ahy
Ny onjam-peo Gasy Station dia onjam-peo malagasy izay mandefa ireo hira maro isan-karazany, na ireo hira vaovao, na ny efa talohaloha, ary indrindra ireo izay nivoaka farany. Maro ihany koa ireo fandaharana azo henoina ao amin'izany onjam-peo izany ary natao hoan'ny olona rehetra.
Teny faneva
Web Radio/de La Musique...rien Que De La Bonne Musique
Ireo fandaharana
- M'Zik Station
Fifandraisana
Madagasikara- Mailaka: top.prod@hotmail.fr
- Facebook: www.facebook.com/station.mouv/