Radio Haja FM

100.0 FM

Mihainoa ny onjam-peo, safidio ireo gara tianao dia tadiavo eto. Manomboha eo amin'ny pejy fandraisana!

Ny momba ahy

Ny Radio HAJA na "Haino Aman-Jerin'Antsirabe" izay azo arahina ao amin'ny maridrefy FM 100 dia onjam-peo iray izay manampy feno amin'ny fiseraserana amin'ny Diosezin'Antsirabe sy ny faritra Vakinankaratra ihany koa. Ny hoe mahafeno azy dia misy ny onjam-peo, ny fahitalavitra, sy ireo fomba fiseraserana vaovao maro.

Teny faneva

Radio Haja : radio dignité, la voix des sans voix.

Ireo fandaharana

  • Izy No Iza
  • Haja Hafatra
  • Aiza Ho Aiza No Tena Fipetrany
  • Kinarinarina

Fifandraisana

Madagasikara
Hijery ny tohiny Ahena ny fisehony

Ireo fanamarihanao