
Kolo FM
88.8 FM
Ny momba ahy
Ny radio Kolo dia ahenoina ireo vaovao ara-politika, ara-toe-karena sy sosialy eto madagasikara sy manerana izao tontolo izao sy fandaharana maro samihafa isan-karazany izay mampiala voly ihany koa
Teny faneva
Kolo fm la radio active
Ireo fandaharana
- Ny vaovao
- Tantara
- Kolo cool
- HA.VO.TA.FO (Hasina sy Vohitra, Tantara sy Fomba)
- Koloina e
- Dia ahoana ny fandehany
- Soft night
Ireo DJ
- Zina
- Minosoa
- Dida
- Rojo
- Gaelle
- Elysé
- Miora
Fifandraisana
Route Digue Ex Somagel Andranodambo, Antananarivo 101, Madagascar- Laharan-taroby: +261 32 12 888 38 / fm.kolo.mg/
- Mailaka: dir.marketing@kolo.mg