
Orange Radio
Stream
Ny momba ahy
Ny Radio Orange Madagascar dia onja-peo miompana kokoa amin'ny fampiroboroana ny fifandraisana ary mampifanakaiky ny olombelona rehetra, indrindra fa ny fifampatokisana. Maro ireo karazana fandaharana azo henoina ao, indrindra ireo mozika anglo-saxon sy frantsay ary ireo hira malagasy vaovao.
Teny faneva
La webradio pop de Madagascar !
Fifandraisana
La Tour, Rue Ravoninahitriniarivo - Ankorondrano, BP 7754, 101 Antananarivo, Madagasikara- Laharan-taroby: +261 032 34 567 89
- Mailaka: contact.oma@orange.com
- Facebook: www.facebook.com/orangemada/
- X: @orange_mg