
RFV
105.0 FM
Ny momba ahy
Ny Radio Feon'ny Vahoaka izay azonao henoina ao amin'ny maridrefy 105 FM dia onjam-peo nitsangana ny taona 1991. Maro ireo fandaharana azo zohina ao amin'izany onjam-peo izany ary isany tena iompanan'ny onjam-peo ny fitaizana. Tsy latsa-danja amin'izany koa anefa ireo fandaharana mampiala voly sy ny fampahalalam-baovao ary ny mozika.
Teny faneva
La première station radio privée à Madagascar
Ireo fandaharana
- Safirity
Playlist
- Aina & Tovo J'Hay - Babo
- Do Rajohnson - Tiako Tena Tiako
- Jeannot Razakandrainy - Hafanana
- Rebika - Miredareda
- Mbolatiana - Mpilalao Fitia
Fifandraisana
Lot VK 28 Ambohimanoro , Andohalo , Antananarivo, Madagasikara- Laharan-taroby: +261 34 20 105 00
- Mailaka: rfv105fm@gmail.com
- Facebook: www.facebook.com/rfv105fm/