
RKM
Stream
Ny momba ahy
Ny Radio Kristiana Malagasy dia onjam-peo mitory ny Fitiavana, fifaliana ary fiadanana. Miara-miasa amin'ny fiangonana maro erak'izao tontolo izao ny Radio Kristiana Malagasy ary manana fandaharana momba ny Baiboly maro samihafa.
Teny faneva
" Izaho no fahazavan’ izao tontolo izao; izay manaraka Ahy tsy mba handeha amin’ ny maizina, fa hanana ny fahazavan’ aina." Jaona 8:12
Ireo fandaharana
- Tanomafy - Past Tolotra
Ireo DJ
- Past Tolotra