
Radio RVS
90.6 FM
Ny momba ahy
Ny Radio Voix de la Sagesse izay azo henoina ao amin'ny maridrefy 90.6 FM dia onjam-peo mivohy ny finoana Silamo. Maro ireo fandaharana azo arahina ao amin'ny fiteny malagasy, frantsay ary Gujarati.
Teny faneva
Radio Voix de la Sagesse
Ireo fandaharana
- Tafsir
- Sport
- Riba Malagasy
- Toknolojia
- Mahavariana
- Dinidinika
Ireo DJ
- Maulana Kumail Mehdavi
Fifandraisana
Lot III D 36 Ter Antohomadinika - Antaniavo , 101 Antananarivo , Madagasikara- Laharan-taroby: (+261) 320786788
- Mailaka: cra@radiorvs.com
- Facebook: www.facebook.com/radiorvs/