
Vahiniala Radio
102.8 FM
Ny momba ahy
Vahiniala Radio henonao ao amin'ny maridrefy 102.8 FM dia onjam-peo hahenoinao fandaharana maro samihafa, anisan'izany ny fampahalalam-baovao sy ny fandaharana fanehoan-kevitra. Ny Radio Vahiniala dia manentant amin'ny fiarovana ny Tontolo iainana miainga ao Andasibe.
Teny faneva
Onjapeon'ny Zava-Boahary - La fréquence de la nature
Ireo fandaharana
- Info Live
- Animation Libre
- Tafatafa Amoron'ala
- Doka
- English Course
- Libre Antenne
Ireo DJ
- Jean Marie
- Mickael
- Rado Kely
- Mamy Jose
Fifandraisana
Antananarivo, Madagasikara- Tranonkala: voi-fitama-andasibe.mg
- Facebook: www.facebook.com/vahinialaradio/