Radio Vaovao Mahasoa

106.8 FM

Mihainoa ny onjam-peo, safidio ireo gara tianao dia tadiavo eto. Manomboha eo amin'ny pejy fandraisana!

LTC - Esprit de DieuMivantana
  • 101 Strings Orchestra - Amazing Grace
  • EXO - Celebrez
  • Manek Sekel - Uma Mãe
  • Ndriana Ramamonjy - Ny fanahiko
  • Saotra sy Dera - Ry Fanahy Masina
  • Ludwig van Beethoven - Symphony No. 5 in C Minor, Op. 67: I. Allegro con brio
  • LTC - Dans ta présence
  • Vineyard Worship - Be the Centre - Live
  • Harp Instrumental for the Soul - Melodic Reverie

Ny momba ahy

Ny Radio Vaovao Mahasoa dia onjam-peo ara-pilazantsara afaka henoina mivantana ao amin'ny mari-drefy 106.8 FM. Ny onjam-peo dia mivohy ny fomba fiaina araky ny maha-kristiana sy manome fahatokisan-tena ary mampitombo n,y finoan'ireo mpihaino

Ireo fandaharana

  • Mana isanandro
  • Tantara
  • Vehivavy mendrika
  • Isika samy isika
  • Vahaolana antso an-tariby
  • Sakafom-panahy
  • Torohevitra ho an'ny mpianatra

Ireo DJ

  • Itompokovavy Marthe Hervé
  • Tiana Fanantenana
  • FMMB (Fikambanana Mpiara-mamaky Baiboly)
  • Kamy Rafalimanana

Playlist

  • Fihirana Fanampiny
  • Fihirana Litorjika

Fifandraisana

VL 23 Ambatomiangara, 101 Antananarivo, Madagasikara