
Viva FM
98.8 FM
Ny momba ahy
Ny onjam-peo VIVA nitsangana ny taona 2017 ary henoina ao amin'ny maridrefy 98.8 FM dia onjam-peo manome lanja kokoa ny tanora ary manolotra fandaharana maro, ary ahenoina ireo karazan-kira maro ary ireo tian'ny tanora ihany koa. eo ihany koa anefa ireo fandaharana fampahalalam-baovao, ny fanabeazana ary indrindra ny politika.
Teny faneva
Le feeling de toutes les générations
Ireo fandaharana
- Raha mankany elah
- Zone 26
- Le monde du jeu
- Santé de fer
Ireo DJ
- Ismaël
- madadj's
- dj station viva
- ANIMAJAY
- Sitraka
- Djamra
Fifandraisana
Immeuble INJET , Parcelle N° 34 , Zone Water Front Ambodivona 101 , Antananarivo, Madagasikara- Laharan-taroby: +261 20 22 567 88
- Mailaka: viva.infog@blueline.mg